\v 18 Gny feonao mikotroky la re amin'ny rivotsy; gny helatsy nagnazava gny tany; nihorohoro vo nangozohozo gny tany. \v 19 Nandalo tamin'ny ranomasy gny lalanao sady gny lianao tamin'ny rano manonja, nefa tsy jilo gny liam-tombokao. \v 20 Nanday gny vahoakanao manahaky gny biby fihare tamin'ny alalan'ny tagnan'i Mosesy vo Arona Iha.