\v 4 Misy ony ao, gny fikorian'izay la mampifaly gny tanan-Dranagnahary, la gny fipetraha masin'ireo tabernakelin'ilay Abo Indrandra. \v 5 Ndranagnahary ro eo agnivony; tsy ho tafahetsiky izay; Ndranagnahary ro hagnavotsy gnazy, sady hanao izay amin'ny vao maraindray be Ie.