\v 10 Mijanjigna, ry anak'ampela, mandiniha sady atongilano gny sofinao; alinao gny vahoakanao vo gny tragnon-drainao. \v 11 Amin'ny alalan'izay la hagniry gny hasoanao gny mpanjaka, ie ro tomponao, hajao ie.