\v 8 Avoto amin'ny fahotako zaho; aza manao gnahy ho fanakoran'ny adala. \v 9 Mangina zaho sady tsy afa-manokatsy gny tsihoviko, fotony Iha ro fa nanao zay.