\v 43 Nagnavotsy gnahy tamin'ny fifamalian'ny olo Iha. Nataonao lohan'ireo firenena zaho. Manompo gnahy reo olo tsy haiko. \v 44 Laha vao nahare gnahy rozy, la nakatoa gnahy; voatery niondriky teo agnatrehako reo mpivahiny. \v 45 Avy am-pihorihoroa bakamin'ny fiarova mafin-drozy gny mpivahiny.