\v 19 La nanao anak'aomby lahy tao Horeba rozy ka nanompo sarin-draha vy. \v 20 Natakalon-drozy sarin'aombilahy voasokitra zay mihina akata maintso gny voninahitry Ndranagnahary. \v 21 Nagnaligno Ndranagnahary mpamonjy gnazy, izay nanao asa lako an-drozy tagny Egypta.