\v 5 Maragnitsy reo ana-tsipikanao; lavo ao ambaninao gny vahoaky; ao amin'ny fon'ireo fahavalon'ny mpanjaka reo ana-tsipikanao. \v 6 Gny seza fiandriagnanao, Ndranagnahary o, la zisiky farany; tehin'ny rariny gny tehin'ny fanjakanao. \v 7 Tea fahamarigna Iha sady malay gny fahara