\v 21 Hampitombo gny voninahitsao anie Iha; Mitoloha ndraiky ka la fa traro zaho. \v 22 Hagnome fisaora gnanao koa zaho ami-lokanga noho ny gny mahamendriky gny fitokianao, Ndranagnahary; ho gnanao ro hihirako fandrengea ami-lokanga, gny Masin'Israely.