\v 3 Gny feon'i Yaveh la janjy agnambony gny rano ; ry an-Dranagnahary ny voninahitsy gny hotroky,sady Yaveh mikotroky ami-gny rano maro.\v 4 Gny feon'ny Yaveh la mahery;gny feon'i Yaveh la be voninahitry.\v 5 Gny feon'i Yaveh la mamaky reo sedera ;sady potepotehin'i Yaveh reo sedera agny Libanona.