\v 14 Ho andesy eo amin'ny mpanjaka ie amin'ny tohitena misy peta-kofehy; reo virijiny, namany zay manaraky gnazy. la ho andesy agnaminao. \v 15 Ho tarihy ami-pisinisinia vo fifalia rozy hilitsy ao an-dapan'ny mpanjaka rozy.