\v 7 Mandrengia gnan'i Yaveh,nareo vahoaka,mandrengia gnan'i Yaveh noho gny voninahiny voho gny heriny. \v 8 Ameo gny voninahitsy maeva gny agnarany Yaveh. Magnandesa fanatitsy ka miavia ao amin-gny toeram-pivoriany.