\v 17 Mitombo gny alahelon'ny foko; alao ami-gny fijaliako zaho!\v 18 Henteo gny fampijalea gnahy voho gny harerahako;mamela gny fahotako iaby.\v 19 Henteo gny fahavaloko,fa maro rozy, malay gnahy amim-pahalegna loza bevata rozy.