\v 6 Nanao gny to Yaveh sady manao gny asan-gny marina ho gnan-gny nampijalia iaby. \v 7 Nampahaizany gnan'i Mosesy gny lalany, sady tamy gny avorohotan' Israely gny asany. \v 8 Namela voho miantra Yaveh; mahari-po; sady lako famelan-keloky.