\v 6 Arotsaho amin'ireo firenena zay tsy mahay gnanao vo amin'ireo fanjaka tsy manao gny fiantsoa amin'ny agnaranao gny fahatezeranao. \v7 Fa nandrava gnan'i Jakoba vo nandrava gny tana an-drozy.