\v 3 Bolo ro mandalo eo alohany ka mandrava reo mpifanindrana agnaminy amin-gny lafiny iaby. \v 4 Magnazara zao tontolo zao gny tselany; mahajery gnanizay gny tany draiky mihorohoro. \v 5 Tranaky manaky gny savoky eo agnilan'i Yaveh ,lay tompon-gny tany manontolo,reo tendrombohitsy.