\v 38 Nefa Iha tsy nagneky voho nanda; masiaky tamin'ilay mpanjakanao voahosotsy. \v 39 Fa niala tamin-gny fifagnaraha gny mpanomponao Iha. Fa tsy mampisy hasiny gny satro-boninahiny tamin-gny tany Iha. \v 40 Fa naravanao reo rindry iaby. Fa naravanaogny fiarova maheriny.