\v 30 Handrengy gnagnaran-DRagnahary ami-kira zaho vo hanon-drotsy gnazy amigny fisaora. \v 31 La ankasitrahan'i Yaveh soa mihoatsy gnaomby vo gnaombilahy manan-tsifa vo hitro zay.