Ho gnan'ny mpipaiky hira. Beko, Salamo. \v 1 Manova hiakam-pifalia ho an-Dranagnahary, gny tany iaby; \v 2 Mibekoa mare gny voninahitsy gnagnarany; toloro voninahitsy gny fandrengea gnazy.