\v 11 \v 11 Ampianaro gnahy gny lalanao ,Yaveh! tariho amign'ny lala to aho noho gny fahavaloko reo. \v 12 Ka magnary gnahy ho amign' ny fikasan'ireo fahavaloko , fa reo gny vavolombelo sandoky fa mitsanga hanendriky gnahy.