\v 1 Ho gnan'i mpipaiky hira.Salamo nasan'i Davida.Mifaly ami-gny herinao gny mpanjaka,ry Yaveh!Akory gny habevatan'ny gny fifalia ami-gny famonjea nomeanao!\v 2 Nomeanao gny fagnirian'ny gny fony ndraiky tsy halanao gny fangatahan'ny gny tsihoviny.Sela