\v 3 Henteo zaho ka valeo,ry Yaveh Andrianagnahariko!Ameo hazava gny fijeriko,tsy noho azon-torim-paty zaho.\v 4 Gny rafiko ka enga hivola hoe:"Fa nandresy gnazy zaho,"mba tsy hivolagnan'ny gny rafiko hoe:"Fa nandresy tagnamin'ny gny rafiko zaho;"laha tsy zay ,la hofaly reo rafiko lafa tonta zaho.