\v 9 Tavindrano fanasako Moaba; eo amin'i Edoma ro hanorahako gny kapako; hihiaka fandresea Aho amy gny Filistia. \v 10 Ia ro handay Gnahy agny amy gny tana matanjaky? Ia ro hitariky Gnahy ho agny Edoma?"