\v 41 Fa miaro reo mahantsa amy gny fijalia koa Ie sady miaro reo avorohota manahaky gny andian'aondry. \v 42 Hahita izay gny mahity ka hazoto, sady gny faharatia iaby hitam-bava. \v 43 Ze hendry la ao handramby an-tsoratry gnan'izay sady handiniky reo asam-pamelakelokin'i Yaveh.