\v 31 Handrengy gnan'i Yaveh anie gny olo amy gny famelan-kelony sady amin'ireo raha mahatseriky nataony ho gnan'olombelo! \v 32 Ao rozy hanondrotsy Gnazy eo amy gny fiangonan'olo sady handrengy Gnazy ao amy gny fitsaran'ireo loholona.