\v 1 Misaora gnan'i Yaveh; kahio gny agnarany, ampahaizo gny asany reo firenena. \v 2 Miantsa ho Gnazy, miantsa fandrengea ho gnazy; ambarao iaby reo asany mahatandrenga. \v 3 Mirehareha amy gny agnarany masy; ao hazoto gny fon-gny ze mila gnan'i Yaveh.