Salamo fagnomezam-pisaora. \v 1 Mandrengea gnan'i Yaveh, ry tany iaby. \v 2 Manompoa gnan'i Yaveh am-pazotoa; Misiziha eo amin-gny famonjiany amin-gny fazotoana.