Ho gnan'ny gnazy mpipaiky hira;amin'ny lokanga.Salamo nataon'ni Davida. \v 1 Valeo zaho lafa mikaiky ,ry Andranagnaharin'ny fahamarinako;omeo tragno zaho lafa latsaky an-katerea.Mamindra fo agnamiko voho njanjigno gny fivavahako.