\v 4 Ro raty fagnahy la tsy manahaky an'izay,fa la manahaky gny fako zay andesin'ny tsioky.\v 5 Ka tsy hitsanga ho ami-gny fitsara reo raty fagnahy,na reo mpanota ho amin'ny fivorian'ireo marina.