\v 9 Atavo amin-drozy manahaky gny nataonao tamin'i Mediana, sady manahaky gny nantaonao tamin'i Sisera vo tamin'i Jabina tao amin'ny ony Kisona. \v 10 Maty tany En-doro rozy sady lasa manahaky gny zeziky ho an'ny tany.