Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Ndranagnahary o, ka mangina! ka manao tsinotsino gnanay sady mipetraha fa ka mamitsaky, Ndranagnahary o. \v 2 Ingo, sady reo zay malay gnanao la fa nampitraky gny lohany.