\v 4 Fa lalagna ho an'Isaely izay, lily nomen-Dranagnaharin'i Jakoba. \v 5 Naboany ho fitsipiky ao amin'i Josefa izay lafa nandeha nagnohitsy gny tany Egypta ie, lafa nandrenesako feo zay tsy haiko: