\v 11 Manaova voaly amin'i Yaveh Ndranagnaharinao sady tagno regny. Handay fagnomeza ho Gnazy zay hatahora anie reo iaby zay magnodidy Gnazy. \v 12 Manapaky gny fanahin'ireo andriana Ie; sady hatahoran'ireo mpanjakan'ny tany.