\v 24 Atetezo amin-drozy gny siakao, la firehetan'ny gny siakao hahatratry an-drozy. \v 25La ho foa gny toeran-drozy; ka enga hisy hipetraky ami-tragnony ao.