\v 7 ndra mandeha egny agnivon'ny loza aza zaho, la hiaro gny aiko Iha;haninjitry gny tananao hanohitry gny fahasiahan'ireo fahavaloko Iha,sady hagnavotry ahy gny tananao ankavana\v 8 Miaro ahy hatramin'ny farany Yaveh;gny famindram-ponao,ry Yaveh,la maharitry mandrakizay. ka magnaligno reo raha nataon'ny tananao.