\v 6 Hisafa momban'ny herin'ny fahatsaran'ireo asanao rozy, sady hanambara gny fahalehibiazanao zaho. \v 7 Hagnambara gny fitobahan'ny fahatsaranao rozy, sady hihira momban'ny fahamarinao.