\v 1 Ho hengea anie Yaveh, vatolampiko, zay nanofana gny vatako ho amin'ny aly sady gny ratsan-tanako ho amin'ny aly. \v 2 Iha ro fagnekeko mahatoky vo fiarova aba ho gnahy vo lay mamonjy gnahy, ampingako vo fialofako, lay mapietry reo firenena eo ambaniko.