Fihira fiakara. \v 1 Sambatsy gny iaby zay magnome voninahitsy gnan'i Yaveh, zay mandeha amin'ny lalany. \v 2 Zay omen'ny tagnanao, la hankafizinao; ho sambatsy vo hambinina iha.