\V 49 Tarovy gny fampanantenanao tamin'ny mpanomponao fotony nomenao fanan-tenana zaho. \v 50 Izao ro fionogna ho gnahy amin'ny fahoriako: gny fampanantenanao ro mbo nahavelo gnahy.