\v 43 Ka ala amin'ny tsihoviko gny teny fahamarina, fa nandigny gny lala-tonao zaho. \v 44 Hitandry gny lalanao hatragny zaho, mandrakizay doria.