\v 17 Manehoa halemem-pagnahy amin'ny mpanomponao mba hahavelomako vo hitandremako gny volanao. \v 18 Vohao gny masoko mba hahitako reo raha-mahatreriky amin'ny lalanao.