\V 9 Manao akory ro hitandreman'ny tanora gny lalany mba halio? Amin'ny fankatoava gny volanao. \v 10 Amin'ny foko manontolo ro hilako Gnanao; ka magnenga gnahy hania hiala amin'ny lilinao.