\v 8 Ao ho boribory anie gny andro; sady ao ho azon'olo hafa gny anjara asany. \v 9 Ho kamboty baba anie gnanany, sady gny valiny ho mpitondrantena. \v 10 Hirerirery sady hitoretoreo gnanany, ka hangataky hany laha miala gny tana rava rozy.