auto save
This commit is contained in:
parent
7c5a5d4fa9
commit
afda16a873
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 26 Ho tahy ie zay ho avy amin'ny agnaran'i Yaveh; ho tahinay amin'ny tragnon'i Yaveh iha. \v 27 Yaveh ro Ndranagnahary,
|
||||
\v 26 Ho tahy ie zay ho avy amin'ny agnaran'i Yaveh; ho tahinay amin'ny tragnon'i Yaveh iha. \v 27 Yaveh ro Ndranagnahary, sady fa nagnome fahazava ho gnanay Ie; namatotsy lay soro tamin'ireo taly teo amin'ireo tandroky gny alitara. \v 28 Iha ro Ndranagnahary, sady hisaotsy Gnanao zaho; Iha ro Ndranagnahariko; hanondrotsy Gnanao zaho.
|
Loading…
Reference in New Issue