auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-25 18:59:29 +03:00 committed by root
parent b25cbdb442
commit 704311844d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ho an'ny mpapaiky hira. Salamo nataon'i Davida. Sambatsy zay mahatiaro gny osa; amin'ny androm-pahoria, ro hagnavotan'i Yaveh gnazy. \v 2 Hiaro vo hitandrina gnazy tsy ho maty Yaveh, sady la ho sambatsy eto an-tany ie; tsy hamadiky gnazy amin'ny sitrapon'ireo fahavalony Yaveh. \v 3 Hanoha gnazy eo amin'ny fandrian'ny fijalia Yaveh; hanao gny faroroany arety ho firoroan'ny fa
\v 1 Ho an'ny mpapaiky hira. Salamo nataon'i Davida. Sambatsy zay mahatiaro gny osa; amin'ny androm-pahoria, ro hagnavotan'i Yaveh gnazy. \v 2 Hiaro vo hitandrina gnazy tsy ho maty Yaveh, sady la ho sambatsy eto an-tany ie; tsy hamadiky gnazy amin'ny sitrapon'ireo fahavalony Yaveh. \v 3 Hanoha gnazy eo amin'ny fandrian'ny fijalia Yaveh; hanao gny faroroany arety ho firoroan'ny fagnasitraha Iha.

File diff suppressed because one or more lines are too long