auto save
This commit is contained in:
parent
57ea697f7d
commit
6126aba997
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 30 Laha gny amin-Dranagnahary: avy lafatsy gny lalany. Gny tenin'i Yaveh la malio! Ampingan'izay iaby
|
||||
\v 30 Laha gny amin-Dranagnahary: avy lafatsy gny lalany. Gny tenin'i Yaveh la malio! Ampingan'izay iaby mialoky ao aminy Ie. \v 31 Fa ia ro Ndranagnahary ankoatr'i Yaveh? Fa ia ro harambato ankoatr'i Yaveh? \v 32 Ndranagnahary ro mametraky hery agnamiko managnahaky gny fehin-kibo, zay mametraky gny olo tsy misy tsiny eo amin'ny lalany.
|
Loading…
Reference in New Issue