auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-26 04:50:06 +03:00 committed by root
parent 2c8ba5add6
commit 4dd2847162
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ho an'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'ireo anaky lahin'i Kora; atao Alamota. Tognon-kira. \v 1 Ndranagnahary ro fialofanay vo herinay, famonjena mahatoky amin'ny fampijalea. \v 2 Noho izay la tsy hatahotsy rahay, na la tokony hiova aza gny tany, na la tokony hihovitrovitry aza reo tendrombohitsy, \v 3 na la mihorohor
Ho an'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'ireo anaky lahin'i Kora; atao Alamota. Tognon-kira. \v 1 Ndranagnahary ro fialofanay vo herinay, famonjena mahatoky amin'ny fampijalea. \v 2 Noho izay la tsy hatahotsy rahay, na la tokony hiova aza gny tany, na la tokony hihovitrovitry aza reo tendrombohitsy, \v 3 na la mihorohoro vo misamboaravoara aza gny ranony, sady na la magnovitsy misondry amin'ny fisafoakany aza reo tendrimbohitsy. Sela

File diff suppressed because one or more lines are too long