auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-26 11:12:38 +03:00 committed by root
parent 10ff6fd851
commit 3645be3295
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Ndranagnahary o, firenen-kafa ro fa avy eo amin'ny lovanao; fa voaloton-drozy gny tempolinao masy; fa nanao gnan' Jerosalema ho antontam-pandrava an-drozy. \v 2 Fa nagnome reo fatin'ny mpanomponao ho sakafon'ny voron'ny habakabaky rozy, gny vatan'ireo olonao matoky ho an'ny bibin'ny tany. \v 3 Fa nalatsan-drozy manahaky gny rano magnodidy gnan'i Jerosalema gny lion-drozy, sady tsy
Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Ndranagnahary o, firenen-kafa ro fa avy eo amin'ny lovanao; fa voaloton-drozy gny tempolinao masy; fa nanao gnan' Jerosalema ho antontam-pandrava an-drozy. \v 2 Fa nagnome reo fatin'ny mpanomponao ho sakafon'ny voron'ny habakabaky rozy, gny vatan'ireo olonao matoky ho an'ny bibin'ny tany. \v 3 Fa nalatsan-drozy manahaky gny rano magnodidy gnan'i Jerosalema gny lion-drozy, sady tsy nisy olo mba handrava an-drozy.

File diff suppressed because one or more lines are too long