@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa zaho koa la hagnantegna anao avao vo handrengy anao avao koa. \v 15 Gny vavako hisafa gny mikasiky gny fahamarignanao vo ho gny famonjenao tontologn'andro, na tsy takatriko aza zay. \v 16 Ho avy zaho amireo gn'asa maherin'ny gny Tompo Ya