msh_psa_text_udb/106/32.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-02 12:47:22 +00:00
\v 32 Nampasiaky gnan'i Yaveh teo amin-gny ranon'i Meriba rozy, ka nijaly Mosesy amin-drozy avao. \v 33 Nampijaly gnan'i Mosesy rozy, ka la nisafa mahery Ie. \v 34 Tsy nandrava reo firenena zay nandidian'i Yaveh rozy, \v 35 nefa rozy nitoretoreo tamin'ireo firenena lako ka nanao gny fataony \v 36 sady nanompo reo sampiny, say mandrary fandrika gnan-drozy.