msh_psa_text_udb/96/09.txt

1 line
320 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-06-28 10:58:50 +00:00
\v 9 Miankohofa eo amin'i Yaveh amin-gny fiakan-joa magnome voninahitsy gny fahamasignany. Mavaka eo agnilany,gny tany iaby. \v 10 Mivolagna amin-dreo firenena hoe: " Manjaka Yaveh". voaory koa zao tontolo zao;tsy ho voahozongozo zany. Mitsara ara-drariny reo olo Ie." Ao ho ravo gny lagnitsy,noho ao hazotozoto gny tany